1 min

Mentoring program: Valin'ny fisoranana anarana

Miarahaba antsika mpanaraka ny vaovaon'Ikala STEM

📷

Rehefa avy namakafaka ireo fangatahan'ireo nisoratra anarana ho "Mentee" sy "Mentors" amin’ny Ikala STEM Mentoring Program andiany faharoa ny mpikarakara dia ireto ary ny anaran’ireo voasokajy ho Mentee (15) sy Mentors (12):

Mentees Ikala STEM:


 
1- Baovola Marie Anna
 
2- Andriamanohera Andotiana
 
3- Andry Santino
 
4- Randrianindrina Veloarivony Rence Aimee
 
5- Ravelomanantsoa Ny Anjara Fifi
 
6- Andrianantenaina Johnson Gabriel
 
7- Ramamonjiharisoa Miora Bruna Marielle
 
8- Hoamby Arielle Ines
 
9- Rabearitovo Andry Nantenaina
 
10- Rakotosoa Fanjavola Rica
 
11- Fanomezantsoa Herinirina Manoela Hajatiana
 
12- Randriamanantena Elisoa Domohina
 
13- Rasamoelina Miatrana
 
14- Razafindrazaka Vola Tantely
 
15- Ramaroson Herilantonirina Solotiana

Ireo Mentors Ikala STEM:


 
1- Jonah Seta Mickael Yane
 
2- Rakotoarimanana Rojoniaina Lalanirina Fandresena
 
3- Andrianisaina Fanilo
 
4- Rabenandrasana Mamitiana Alain Noah
 
5- Marline Lova
 
6- Miarinjara Adelaide
 
7- Razanajatovo Mialy
 
8- Rakotonirina Hanitra
 
9- Martin Voahangy Tinah
 
10- Randriamanakoto Zara
 
11- Razafindratsima Onja
 
12- Ratsimandresy Tolotra

Iangaviana izy ireo mba hanamafy ny fandraisany anjara amin'ny tetik'asa mialoha ny 10 Desambra 2018 ao amin'ny mailaka ikalastem.mentoring[@]gmail.com na ao amin'ny hafatra miafina Aina Kooloina na Ikala STEM.

Mirary soa be dia be ho azy ireo!