2020 ATBC SEED RESEARCH GRANT

Updated: Feb 19, 2020

Mpamatsy: ATBC Seed Research Award Committee

Fe-potoana fametrahana fangatahana ("application"): 10 Martsa,2020


Raha ohatra ka mila fanampiana amin’ny resaka “proposal”, dia ny

Malagasy STEM dia afaka sady faly hanampy anareo , alefaso ny drafitra vitanareo alohan’ny 25 Febroary 2020 amin’ny mailaka:

malagasystem1@gmail.com



Rohy mikasika ny tolotra: https://tropicalbiology.org/SRA2020call

Rohy fandefasana ny atontan-taratasy: https://www.xcdsystem.com/atbc/forms/index.cfm?ID=7NXl2CP

  • Facebook
  • Twitter
  • RSS