top of page

๐ˆ๐’๐Ž๐‚ ๐–๐จ๐ซ๐ค๐ฌ๐ก๐จ๐ฉ ๐’๐ž๐ซ๐ข๐ž๐ฌ ๐ž๐.๐Ÿ - ๐Œ๐ž๐ž๐ญ ๐จ๐ฎ๐ซ ๐ฌ๐ฉ๐ž๐š๐ค๐ž๐ซ!

  • Writer: Ikala STEM
    Ikala STEM
  • Jun 25
  • 1 min read

Lohahevitra: Ahoana ny fomba fanoratana lettre de motivation?Mpitarika ny atrikasa: ๐ƒ๐ซ ๐๐€๐Ž๐•๐Ž๐‹๐€ ๐Œ๐š๐ซ๐ข๐ž ๐€๐ง๐ง๐š, Responsable des Services Documentation Gรฉographique et Systรจme d'InformationDaty & Ora: Sabotsy 04 Jolay, 2 - 4:30pmToerana: Oniversitenโ€™ Antananarivo, Dรฉpartement de Biologie Animale Dr BAOVOLA Marie Anna dia anisanโ€™ireo siantifika malagasy sangany misehatra aminโ€™ny taranja gรฉomatique. Manana traikefa mafonja aminโ€™ny fanoratana lettre de motivation mahomby sy manintona izy izay nahafahany nisitraka irika fananaraotra maro eo aminโ€™ny sehatra nationaly sy iraisam-pirenena nohonโ€™ny fahombiazanโ€™ireo candidature napetrany. Sekretera amperin'asa eo anivonโ€™ny birao foibe no andraikitra sahaniny ankoatra ny maha-mpikambana maharitra azy ato amin'ny fikambanana Ikala STEM.


Aza adinoina ary ny misoratra anarana alohan'ny Alarobia 01 Jolay amin'ny alalan'ny famenoana ny google form https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLScwwsg2-tkFSEU4MwZvn0NKRwYo1DMceKRAz9rg8WWYKo1jzg/viewform


ย 
ย 
ย 

Related Posts

See All
Our mission

We invite you to watch this video, which highlights our mission, objectives, and the impact we aim to achieve. Many thanks for : Lycรฉe Jules Ferry Faravohitra,Lycรฉe Moderne Ampefiloha sy Lycรฉe Joseph

ย 
ย 
ย 

Comments


  • Instagram
  • Linkedin
  • Facebook
  • Twitter
bottom of page