top of page

Ikala STEM General Assembly 2018: 21 April



Ikala STEM General Assembly will be held on April 21, 2018 at the IOGA Ambohidempona at 2PM. All members, permanent or friends, of Ikala STEM are encouraged to attend the meeting. We also invite anyone who wishes to join the association to the assembly.

In addition to the presentations of the activities of Ikala STEM for this year, a STEM quiz is also scheduled during the event with many prizes to win. The terms and conditions of the quiz will be published on our Page. Stay tuned.


***


Mpikambana na maniry hiditra ho mpikambana aty Madagasikara ve ianao? Manasa anao izahay hanatrika ny fivoriam-ben'ny Ikala STEM ho an'ny taona 2018 izay hatao eny Ambohidempona IOGA ny Asabotsy 21 Aprily manomboka amin'ny 2 ora tolakandro.

Ankoatran'ny fampafantarana ireo hetsika hotanterahina mandritra ny taona 2018 dia hisy ihany koa ny STEM Quiz hahafahanao mahazo loka maro samihafa! Araho tsy tapaka ary ny pejy Facebook ahitanao ny fomba fisoratana anarana sy ny andinindiny tsara ho fantatra mikasika lalao.

  • Facebook
  • Twitter
  • RSS
bottom of page