In prepartion for the second edition of Kintana Magazine for April 2020
The CALL FOR AUTHORS is open now.
Contributions about the topics listed below are encouraged, however, the editors of the magazine welcome any other propostion. You can contribute in Malagasy, French or English, and the article should be about 1000 words. Send your text to ikalabekintana@gmail.com.
For more information, please contact Adelaide Miarinjara.
For your inspiration, the first edition of Kintana Magazine, published in April 2019 is available here.
***************
En préparation de la deuxième édition du Kintana Magazine pour Avril 2020, l' équipe de Ikala STEM aux USA lance un
APPEL A CONTRIBUTION POUR LA REDACTION D'ARTICLES.
Les contributions sur les sujets énumérés sur la photo sont encouragées. Cependant, les rédactrices du Kintana Magazine sont ouvertes à toute autre proposition. Vous pouvez contribuer en langue malgache, française ou anglaise. L'article doit compter environ 1000 mots. Envoyez votre texte à ikalabekintana@gmail.com. Pour plus d'informations, veuillez contacter Adelaide Miarinjara à la même adresse.
Vous pouvez également consulter l'édition d'Avril 2019, disponible ici.
***************
Ho fanomanana ny andiany faharoa amin'ny Kintana Magazine, dia
Miantso mpanoratra
ny ekipan' Ikala STEM ao Etazonia. Miisa 1000 eo ho eo ny teny ampiasaina amin'ny lahatsotra iray, ary azonao atao na amin'ny teny Malagasy, Frantsay na Anglisy izany. Hitanao etsy amin'ny sary ny lohahevitra hirariana horaiketin'ny Kintana Magazine andiany faharoa. Raha misy lohahevitra tinao hovelabelarina nefa ka tsy voatanisa ao, dia aza misalasala mandefa izany amin'ny tompoan'andraikitra.
Raha mila fanazavana fanampiny dia mifandraisa mivantana amin'i Adelaide Miarinjara amin'ny mailaka ikalabekintana@gmail.com
Hitanao ato ireo lahatsotraka nandrakitra ny andiany voalohany tamin'ny Kintana Magazine izay nivoaka tamin'ny volana Aprily 2019.
Comentarios