top of page

AIMS Small research grant for climate change

Writer: Ikala STEM
Ikala STEM
Jul 3, 2018
1 min read

Indro zaraina amintsika indray ny tolotra AIMS Small Research Grant in Climate Change, izay maharitra 6 hatramin'ny 12 volana. Hitanao etsy ambany, sy ato na ato [PDF] ny mikasika izany. Marihina fa amin'ny 30 Jolay 2018 ho avy izao ny fara-fametrahana ny atontan-taratasy.




Comments


  • Instagram
  • Linkedin
  • Facebook
  • Twitter
bottom of page