
It is our pleasure to present our first Newsletter, "Ikala STEM Diary" [Download PDF]. Ikala STEM Diary is a a biannual newsletter dedicated to sharing the news of the association of Malagasy Women in STEM “Ikala STEM” and its members. The first edition of Ikala STEM Diary was published on 8th January 2018. Click here [pdf] to learn more.

Ikala STEM Mentoring Program
For a successful career development of each member of the association, a mentoring program has been implemented. (Read more on Page 7)
IAW17
Ikala STEM Annual workshop on “Building science skills through volunteering” will be held on February 3, 2018. (Learn more on Page 12)
*****
Ikala STEM Diary dia gazety mivoaka indroa isan-taona, natokana hizarana ny vaovaon’ny fikambanana sy mpikambana ao amin’ny fikambanan’ny vehivavy manao Siansa “Ikala STEM”. Nivoaka tamin'ny 8 Janoary 2018 lasa teo ny laharana voalohany amin'izany, azonao vakiana ato [pdf]. Ireo vaovao misongadina.
Ikala STEM Mentoring Program
Ho fampandrosoana sy ho fahombiazan’ny mpikambana tsirairay amin'ny sehatra iasan’izy ireo dia natsangana ny programa mentorship. (Hitanao ao amin'ny Pejy 7)

IAW17
Hotanterahina ny 3 Febroary 2018 ny atrik’asa “Building science skills through volunteering”. ( Hitanao ao amin'ny Pejy 12)