top of page

FLAIR Fellowship sy Marie Skłodowska-Curie actions

Writer: Ikala STEM
Ikala STEM
May 25, 2018
1 min read

Tolotra roa no zaraina amintsika androany.


FLAIR Fellowship


Tolotra manokana ho an'ireo nahavita Doctorat (PhD) eo amin'ny taranja "Sciences Naturelles" -- FLAIR Fellowship.


Tsy very anjara i Madagasikara. Mandraisa anjara ho reharehan'ny firenena.



Marie Skłodowska-Curie actions


Tolotra natokana ho an'ireo mpikaroka tena manan-talenta, ary maniry ny hampivelatra ny fahalalany sy ny fahaizany amin'ny fampiofanana matihanina.





Comments


  • Instagram
  • Linkedin
  • Facebook
  • Twitter
bottom of page