top of page

Workshop: Demistifying laboratory techniques - Deadline: 25 August 2019

Ho antsika mpianatra eny amin'ny ambaratonga ambony, izay liana handalina misimisy kokoa momba ny techniques en laboratoire amin'ny taranja Biologie moléculaire, dia mikarakara Workshop ny ONG Mahaliana [Pejy Facebook: Mahaliana]miaraka amin'ny fikambanana Ikala STEM, izay mitondra ny lohateny hoe : DEMISTIFYING LABORATORY TECHNIQUES. Maimai-poana ny fandraisana anjara amin'izany. Hitanao ato ny rohy fisoratana anarana amin'izany izay amin'ny 25 Aogositra ho avy izao no mifarana.



  • Facebook
  • Twitter
  • RSS
bottom of page