top of page

Atrikasa #IAW18 sy Soft Skills in STEM

Ho anao mandalina ny taranja STEM:

Indro ireo atrikasa izay karakarain'ny ekipan'Ikala STEM ary hotanterahina ny volana Septambra 2018 ho avy izao ao amin'ny Institut et Observatoire de Géophysique d’Antananarivo (I.O.G.A.).

SOFT SKILLS in STEM


Fiofanana maimaimpoana karakarain' Ikala STEM izay miompana indrindra amin'ny famakiana sy famakafakana, fandrafetana sy fanoratana lahatsoratra siantifika, ary koa fampiasana ny atao hoe "références" ao anaty lahatsoratra siantifika.

Ireo datin'ny fiofanana: - Journal club & References: 7-8 Septambra 2018 - Scientific writing & Poster: 26-27 Septambra 2018

Misokatra manomboka izao hatramin'ny faha-26 AOGOSITRA ny fisoratana anarana.



Ikala STEM Annual Workshop 2018 (#IAW18)


Hitanao ato ny andininy mikasika.



  • Facebook
  • Twitter
  • RSS
bottom of page