top of page

Mentoring program: Valin'ny fisoranana anarana

Miarahaba antsika mpanaraka ny vaovaon'Ikala STEM 📷



Rehefa avy namakafaka ireo fangatahan'ireo nisoratra anarana ho "Mentee" sy "Mentors" amin’ny Ikala STEM Mentoring Program andiany faharoa ny mpikarakara dia ireto ary ny anaran’ireo voasokajy ho Mentee (15) sy Mentors (12):


Mentees Ikala STEM:

1- Baovola Marie Anna 2- Andriamanohera Andotiana 3- Andry Santino 4- Randrianindrina Veloarivony Rence Aimee 5- Ravelomanantsoa Ny Anjara Fifi 6- Andrianantenaina Johnson Gabriel 7- Ramamonjiharisoa Miora Bruna Marielle 8- Hoamby Arielle Ines 9- Rabearitovo Andry Nantenaina 10- Rakotosoa Fanjavola Rica 11- Fanomezantsoa Herinirina Manoela Hajatiana 12- Randriamanantena Elisoa Domohina 13- Rasamoelina Miatrana 14- Razafindrazaka Vola Tantely 15- Ramaroson Herilantonirina Solotiana


Ireo Mentors Ikala STEM:

1- Jonah Seta Mickael Yane 2- Rakotoarimanana Rojoniaina Lalanirina Fandresena 3- Andrianisaina Fanilo 4- Rabenandrasana Mamitiana Alain Noah 5- Marline Lova 6- Miarinjara Adelaide 7- Razanajatovo Mialy 8- Rakotonirina Hanitra 9- Martin Voahangy Tinah 10- Randriamanakoto Zara 11- Razafindratsima Onja 12- Ratsimandresy Tolotra


Iangaviana izy ireo mba hanamafy ny fandraisany anjara amin'ny tetik'asa mialoha ny 10 Desambra 2018 ao amin'ny mailaka ikalastem.mentoring[@]gmail.com na ao amin'ny hafatra miafina Aina Kooloina na Ikala STEM.


Mirary soa be dia be ho azy ireo!

  • Facebook
  • Twitter
  • RSS
bottom of page