top of page

Ikala STEM Mentoring Program : Valin'ny fisoratana anarana


Miarahaba antsika rehetra

Mitondra ny valin'ny fisoratana anarana amin'ny tetik'asa Ikala STEM Mentoring Program izahay androany. Marihina fa haharitra 3 volana ny tetik'asa ary misokatra ny email ikalastem.mentoring@gmail.com afahana mifanrerasera amin'ny tompon'andraikitra raha toa ka misy fanontaniana.


Ireto ary ny anaran'ireo Mentors sy ireo Mentees miara miasa amin'izy ireo:

[Mentor // Mentees]

1 - RAKOTONIRINA Hanitra // MEYR Razafy Prisca / ANDRIAMBOLOLONA Ony Fy / RAZAKA Koloina 2- Zo Faniry Andriampenomanana // JULIAS Christelle 3- ANDRIANANTENAINA Johnson Gabriel // RANDRIANANTOANDRO Hantanirina Mickaela 4- AXEL Anne // RATOVONANAHARY Antsa Lal'Aina Johanna / 5- MARTIN Voahangy Tinah// TAFITANIAINA Maharitra/ RALANDIHARIMANANA mampionona 6- Adelaide Miarinjara // Dina Miora Ratsimandresy 7- Mihaja Ramanantoanina // RAKOTOMAHEFA Santatriniaina Mina Arovina Mondinah 8- Nambinina RAHARINAIVO // RAZAINOMBANA Harinjara / NOMENJANAHARY Marie Véronique /RAZAFINDRABE Hasinandrimanjaka 9- NOMENJANAHARY Marie Véronique// RAKOTOVAO Miora Hasina 10- Ny Riavo Voarintsoa // Rasoazanany Malalatiana 11- RAJOHNSON Sambatriniaina Hagiriche Aycha //RANAIVO RABEHAJA Nomena Nokoloinjo /RANDRIANTIANA Irina 12- RAMIHARIMANANA Nantsoina Cynthia // RAJAONARIVELO Sitraka / 13- RANDRIAMANAKOTO Rojovola Zara-Nomena // RAHARIMBOLAMENA Gloria / RAKOTOARISOA Anjaharizaka Faliantsoa 14- RAPANOEL Holifidy Arisoa // NANTENAINA Rindra Harilanto 15- RAZANAJATOVO Mialy // RAOELINJANAKOLONA Nasandratra Nancia / RAJOHNSON Sambatriniaina Hagiriche 16- RAZAFINDRATSIMA Onja // RARITAHIRY Sylvie Claudia



Efa nisy ny mailaka nalefa amin'ireo mpandray anjara hanamafisany na hanovany ny fandraisany anjara amin'ny tetikasa. Raha tafiditra ao anatin'ny lisitra isika dia iangaviana mba hamaly ilay mailaka alohan'ny 18 Janvier 2018.

  • Facebook
  • Twitter
  • RSS
bottom of page