top of page

Opening soon: IAW19 with Lemure Love application



Mpianatra mpikaroka ve ianao? Mitady asa ho an'ny fianarana nataonao amin'ny lafin'ny fiarovana tontolo iainana sy harena ara-voajanahary eto Madagasikara na ny lafin'ny STEM? Mpiasa amin'ireo lafin'ny fiarovana ve ianao? Natao ho anao ity atrik'asa ity, IAW 19, ny lohahevitra : "raiso an-tanana ny ho avinao" karakarain'ny Ikala STEM sy Lemur Love!

Amin'ny 17 ka hatramin'ny 19 Jona ho avy izao eto Antananarivo! Araho tsy tapaka ny pejy fa hisokatra tsy ho ela ny fandraisana ireo fangatahana hanatrika ny IAW19!

---------------------------------------------------------------------

Etes-vous étudiant (e), à la recherche d'emploi ou jeune employé dans les domaines de la conservation et des STEM? L'atelier IAW 19 est fait pour vous! Notre thème est : Prenez-en main votre carrière, un atelier organisé par Ikala STEM et Lemur Love! du 17 au 19 Juin à Antananarivo! L'appel à candidature sera ouverte très bientôt!

----------------------------------------------------------------------

Are you a student looking for opportunities in STEM careers? or are you an early career professional in a biodiversity conservation and STEM-related field? This workshop IAW 19 is for you! Our theme : Take charge of your career! IAW 19 is organized by Ikala STEM and Lemur Love, 17 to 19 June in Antananarivo! Save the Date!

Call for applicants will be opened soon! Stay tuned!

  • Facebook
  • Twitter
  • RSS
bottom of page