top of page

OWSD Fellowships





Ny tolotra Early Career Women Scientists (ECWS) avy amin'ny OWSD dia natokana ho an'ireo vehivavy manana ny mari-pahaizana PhD amin'ny STEM, ka te hiasa ao amin'ny firenena niaviany. Mitentina USD 50000 ny tolotra, ary amin'ny 31 Aogositra ho avy izao ny fara-fandraisana ny atontan-taratasy. Hitanao ato ny andininy mikasika izany, ary azonao alaina ireo PDF.


Ny tolotra PhD Fellowship avy amin'ny OWSD kosa dia natokana ho an'ireo vehivavy te hanao fikarohana hahazoana ny mari-pahaizana PhD. Ny 30 Jion ny fara-fangatahana izany vatsim-pianarana izany, ary hitanao ato ny tsara ho fantatra mikasika ny tolotra.

  • Facebook
  • Twitter
  • RSS
bottom of page