Our newsletters

[PDF versions]

kintanamagazine_logo_small.png

Kintana magazine

Our upcoming science fair: LAMPS

Hitanao ery ambany ny dikanteny Malagasy.


We are excited to announce that Ikala Stem will be hosting a three-day STEM based activities on


23 - 25 April 2020

in Arivonimamo, Antananarivo.


What is LAMPS?


LAMPS, or Leveraging local AstronoMy site to Promote STEM, is a three-day STEM based activities including a Fair or Kerimesy. Its aims to promote awareness and guidance on how science could be used as an anchor for development. Through STEM-oriented activities, the project aims to promote STEM education and demonstrate the relevance of STEM for local socio-economic development; inform learners on the importance of STEM fields in daily life; and encourage them to pursue STEM-oriented studies/careers.

The event will take place near the AVN site, in Arivonimamo, home of the future radio astronomy telescope in Madagascar in April 2020. The primary targets are learners from Grade 1 through high school.


What will you see during the LAMPS?


During the first two days of the event, Ikala STEM volunteers will visit the target schools and showcase the relevance of STEM subjects through science-based activities. The third day is a fair where collaborators will have exhibition stands to perform hands-on activities. There will also be interschool quiz competition, named “STEM Olympiad”, and inspiring stories of women in STEM.


👉DAY 1 - 2

Ikala STEM volunteers will visit the target schools and showcase the relevance of STEM subjects through science-based activities 🔭🧪📊.

👉DAY 3: - a fair where collaborators will have exhibition stands to perform hands-on activities. - interschool quiz competition, named “STEM Olympiad”, - inspiring stories of Malagasy women in STEM 👩‍🔬👩‍💼👩‍🚀.

How can you or your organization participate in the Fair or Kerimesy?


We are inviting STEM-focused organizations to outreach, present and perform hands-on STEM related activities to school learners as well as the general public. Should you intend to participate as a collaborator


send an email to ikalastem.rsa@gmail.com before January 21st 2020.



Faly izahay mampandre anareo fa Ikala Stem dia hanao hetsika mifototra amin'ny STEM mandritra ny telo andro, ao anatin'izany ny Fair na Kerimesy - LAMPS (Leveraging local AstronoMy site to Promote STEM) ao


Arivonimamo 23 - 25 Aprily 2020 ho avy izao.


Inona moa ny LAMPS?


Ny LAMPS dia hetsika iray novolavolain' Ikala STEM, hotontosaina amin'ny volana Aprily ho avy izao. Fanentanana sy fampahafantarana mikasika ny siansa sy ny fampandrosoana na ara-tsosiala na ekomonika no tanjona amin' izany. Havohitra ihany koa ny hahafantaran'ireo mpianatra bebe kokoa ny vokatra sy ny fampiasana ny siansa eny amin'ny fiainana andavanandro. Farany, dia kendrena ihany koa ny hanentanana ireo mpianatra ny mpianatra hanohy ny fianarana amin'ny taranja siantifika.

Inona avy ireo hetsika atao ?

Ny andro roa voalohany : hitsidika ireo sekoly kendrena ireo mpilatsaka an-tsitrapo Ikala STEM ary hampiseho ny maha-zava-dehibe ny taranja STEM amin'ny alàlan'ny hetsika sientifika. Ny andro fahatelo : - kermesy, ahafahan’ny mpandray anjara manao fampirantiana. - fifaninanana isan’tsekoly, antsoina hoe "STEM Olympiad", - fijoroana vavolombelona ataon’ny vehivavy malagasy ao amin'ny STEM.

Ahoana no atao raha te handray anjara amin'ny fampirantiana ?


Manao antso avo ho an’ireo NGO na fikambanana mifantoka amin'ny STEM izahay mba hanohana sy handray anjara amin’ity hetsika, izay entina hampandrosoana ny fahalalana an-kapibeany momba ny taranja STEM eo anivon’ny mpianatra sy ny sarangambem-bahoaka. Raha mikasa ny handray anjara ianao na ny sekoly / fikambanana / toeram-piasanao dia


mandefasa mailaka amin'ny ikalastem.rsa@gmail.com mialoahan'ny 21 Janoary 2020.

  • Facebook Social Icon
  • Twitter Social Icon
  • Facebook Social Icon
Contact

 

​Telephone : ​+261 34 27 611 19

Email : ikalastem-at-gmail-dot-com